NY FOTO-PINOANA MARINA SY IZAY MIFANOHITRA AMINY ARY IREO ZAVATRA MANAFOANA NY FINOANA ISLAM.
Ny Finoana Islamo Ny hafatra tsotsotra mahakasika ny finoana Islamo arakan'izay azo avy amin'ny Boky masina Koroany sy avy amin'ireo fomba amam-panaon'i Mpaminany (s.w.a).
FANAMBARANA SY HAFATRA IZAY MISY FIFANDRAISANA MAHAKASIKA NY LALANA SY FITSIPIKA MAMEHY NY FANAMPAHAN-KEVITRA MANOLOANA NY SIKIDY SY NY MPIMOASY.
TARI-DALANA MAHASOA HO AN'NY IREO MPINO SILAMO VAOVAO
Al-arba’ouna An-nawawiyyah - (Malagasy)
Ity dia boky, izay mirakitra Hadith dimampolo, dia ireo Hadith roa amby efapolo nangonin’i Imamo An-nawawi (RA), izay nahatonga azy ity fantatra amin’ny anarana hoe "Al-arba’ouna An-nawawiyyah" (Ireo efapolon’i An-nawawi), miampy ireo Hadith valo izay nampian’i Ibn Rajab Al-hambali, ho famenon’izany dimampolo. Ireo Hadith ireo, araka ny nambaran’ireo manam-pahaizana, dia....
IREO FOMBA AHAZOANA NY FIAINANA SAMBATRA - (Malagasy)
Ity boky ity dia miresaka mikasika ireo fomba sy làlana izay mitondra amin’ny fifaliana sy ny fahasambarana ary ny filaminan’ny fo, ho an’izay nandray sy nampihatra izany tamin’ny fiainany; ka manala aminy ireo alahelo sy fahasahiranan-tsaina ary tebiteby izany.
Ity dia boky bely manazava amintsika an-tsary ny fomba fanaovan’ny Mpaminany Swalat sy ny fomba fanaovana Wozo. Hoy indrindra ny mpanoratra azy ao amin’ny teny fampidirana hoe:"Indro teny fohy, manazava ny fomba fanaovan’ny Mpaminany (SAW) Swalat; atolotro ho an’ny mpino Islamo rehetra, lahy sy vavy, mba hahatonga an’izay rehetra mamaky....
NY TSY MAINTSY HANARAHANA NY SONNAH-NY MPAMINANY (SAW) ARY NY MAHA-MPIKOMY IZAY MANDÀ IZANY - (Malagasy)
Ity dia boky kely izay manazava fa tsy maintsy arahina ny Sonnah-ny Mpaminany (SAW), ary izay mandà izany dia mpikomy.
NY ZAVATRA TSY AZO ATAON'NY SILAMO TSINOTSINONA NY FAHAIZANA AZY
HAFATRA MOMBA NY RA VOAJANAHARY EO AMIN'NY VEHIVAVY - (Malagasy)
HAFATRA MOMBA NY RA VOAJANAHARY EO AMIN'NY VEHIVAVY
Hafatra tsotra mahakasika ny foto-pinoana Islamika - (Malagasy)
Hafatra tsotra mahakasika ny foto-pinoana Islamika
Lesona manan-danja ho an’ny be sy nymaro - (Malagasy)

API
